Efamira: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jeômetria
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Square (geometry).svg|vignette|Efamira]]
Ny '''efamira''' dia [[Marolafy (jeômetria)|marolafy]] misy [[Lafy (jeômetria)|lafy]] efatra mitovy ary [[Zoro (jeômetria)|zoro]] mahitsy efatra (90°).
 
== Raikipohy andrefesana ==
Raha ''t'' no iantsoana ny halavan' ny lafy iray. Ny refin'ny manodidina ''P'':
 
: <math>P=4t \,</math>
 
Ny velarana ''A'' dia ny halavan' ny lafy iray toradroa:
 
: <math>A=t^2.\,</math>
 
== Jereo koa ==