Asan' ny Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Asan'ny Apôstôly ho Asan' ny Apôstôly i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Asan' ny''' '''Apôstôly''' dia boky fahadimy ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan' ny ApostolyApôstôly dia mitantara ny fiainan' ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin' ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan' ireo Apostoly[[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] ny iraka nampanaovin' i [[JesosyJesoa]] (na Jesoa) azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin' ny [[Jiosy]] (na Jody) sy amin' ny firenena [[jentilisa]] na jentily (Asa 1.8) ho lasa zanak' Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin' ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin' i JesosyJesoa ny Asan' ny ApostolyApôstôly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin' Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin' i JesosyJesoa amin' ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan' ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apôstôly roa ambin' ny folo]], no tantaraina ao amin' ny Asan' ny ApostolyApôstôly fa nafana fo indrindra tamin' ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian' ny niovany fo avy amin' ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin' ny fanarahana an' i Kristy.
 
== Anaran' ny boky ==
''Πράξεις των Αποστόλων'' (/ ''Prakseis tôn Apostolôn)'' ny anaran' ny Asan' ny anaranyApôstôly amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]]., fa A''ctus Apostolorum'' kosa amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. 
 
== Ny fanoratana ny boky ==
Teo anelanelan' ny taona 60 sy 100 no nanoratana azy. Eo anelanelan' ireo [[Filazantsara]] sy ireo [[Epistily]] no misy azy. Ny nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]] ihany no nanoratra ny Asan' ny ApostolyApôstôly.
 
== Fizaràn' ny boky ==
Azo zaraina fatra ny Asan' ny ApostolyApôstôly:
 
=== Ny Fiangonana voalohany tao Jerosalema (1.1--8.3) ===
 
* Ny [[Fiakaran'i Kristy any an-danitra|fiakaran' i JesosyJesoa any an-danitra]] (1.1-12)
 
* Ny fiangonana tao Jerosalema sy ireo Kristiana voalohany (1.13--5.42)
 
* Ny fanenjehan' i Saoly ny Kristiana (6.1--8.3)
 
=== Fitoriana ny vaovao mahafaly tao JodiaJodea sy Samaria (8.4--12.25) ===
 
* Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Samaria (8.4-40)
* Ny fiovam-pon' i Saoly (9.1-31)
* Ny asa fitoriana nataon' i [[Petera]] na Piera (9.32--11.18)
* Ny fiangonana tao [[AntiokiaAntiôkia]] (na Antiôka) sy ny fanenjehana an' i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] (11.19 --12.25)
 
=== Fitorian' i Paoly ny Vaovao mahafaly ivelan' i Palestina (13.1--20.16) ===
 
* Dian' i Paoly voalohany hitory ny vaovao mahafaly (13.1--14.28)
*[[KonsilyKônsily tao Jerosalema]] (15.1-35)
* Dian' i Paoly faharoa hitory ny vaovao mahafaly (15.36--18.22)
* Dian' i Paoly fahatelo hitory ny vaovao mahafaly (18.23--20.16)
 
=== Fanenjehana sy fampijaliana nahazo an' i Paoly (21.1--28.31) ===
 
* Fisamborana an' i Paoly tao Jerosalema (21.1--23.22)
* Nentina tany [[Kaisarea]] na Kaisaria i Paoly (23.23--26.38)
* Nentina tany Roma[[Rôma Taloha|Rôma]] i Paoly (27.1--28.31)
 
== Jereo koa ==
* [[ApostolyAsa apôkrifa]]
*[[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]
* [[Asa apokrifa]]
*[[Filazantsara araka an'i Lioka]]
*[[Lioka]]
*[[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]]
*[[Apôkalipsin' i Joany]]
*[[Apokalipsy]]
 
[[Sokajy:Asan'ny Apostoly]]