Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
Ny fielezan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny [[Mozilmana]] izay tonga nampiely ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] sy ny finiavan'ny [[kalifa]] (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino mampiely ny finoana silamo eran-tany. Ny boky masin'ny [[Silamo]], ny [[Kor'any]], izay nosoratana tamin'ny teny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny vahoaka mozilmana eran-tany.
 
Noho ny fielezan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra sy ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny fiteny arabo klasika (fiteny arabo talohan'ny [[Kor'any]] sy ny fiteny arabon'ny Kor'any ary ny fiteny arabo taorian'ny Kor'any), sy ny fiteny arabo ankehitriny. Ny atao hoe fiteny arabo tenenina na fiteny arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.
 
== Jereo koa ==