Alatsinainy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Alatsinainy''' dia [[andro]] voalohany amin'ny [[herinandro]] na andro faharoa raha manomboka amin'ny andro [[Alahady]] ny fanisana ny andro. Ho an'ny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin'ny [[Alakamisy]] ny herinandro.
 
== Fiavian' ny teny hoe Alatsinaniny ==
Ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] hoe ''Alatsinainy'' na ''Latsinainy'' na ''Tinainy'' dia avy amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الإثنين / ''al-ithnayn'' izay mitovy dika aminy.
 
== Ny andro Alatsinainy ao amin' ny kolontsaina malagasy ==
== Jereo koa: ==
 
=== Laharan' ny Alatsinainy ===
Andro fahadimy tamin' ny Ntaolo ny Alatsinainy.
 
=== Finoana momba ny andro Alatsinainy ===
Andro mafy sy mainty ny Alatsinainy: andro fandevenana, tsy isantaran-javatra. Fady ny mandefa tafika Alatsinainy, fa andro mahamafy ny ady sy ny fandravana. Tsy azo atao ny misanta-draharaha na manomboka asa amin' ny andro Alatsinainy. Ny zavatra hamafisina na amboarina amin' ny trano, na ny tokantrano, ny fihavanana, dia atao amin' ny Alatsinainy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Talata]] - [[Alarobia]] - [[Alakamisy]] - [[Zoma]] - [[Asabotsy]] - [[Alahady]]