Saikanosin' i Malezia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Saikanosy any Azia Atsimo-Atsinanana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LocationMalayPeninsula.png|vignette|250x250px|Ny toerana misy ny saikanosy Maley ao Azia Atsimo-Atsinanana]]
Ny '''saikanosin' i Malezia''' na '''saikanosy Maley''' na '''saikanosy Malay''' na '''saikanosin' i Malacca''' na '''saikanosin' i Malakka''' dia [[saikanosy]] ao [[Azia Atsimo Andrefana|Azia Atsimo-Andrefana]] izay manomboka ao amin' ny [[Andilan-tany|andilan-tanintani]]<nowiki/>n' i Kra any [[Tailandy]] harany amin' ny [[Andilan-dranomasina|andilan-dranomasin]]' i Johore. Ny tapany avaratra amin' io saikanosy io dia manasaraka ny ranomasin' i AndamanaAndamàna amin' ny helodranon[[helodrano]]<nowiki/>n' i Tailandy, ary ny tapany atsimo dia manasaraka ny andilan-dranomasin' i Malacca amin' ny Ranomasin' i Sina atsimo. Voazara amin' ny fanjakana telo ny saikanosy Maley: ny tapany atsimonatsimo amin' i Tailandy (ny afovoany), ampahany amin' i Malezia (ny tapany atsimo), ary ny tanànan' i Singaporo.