Fanosorana ny marary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fanosorana ny marary''' (izay nantsoina hoe "'''fanosorana farany'''" talohan' ny [[kônsily Vatikana II]]) dia [[sakramenta]]<nowiki/>n' ny [[Katôlisisma|Fiangonana katôlika rômanina]] sy an' ireo [[Ôrtôdôksa|Fiangonana ôrtôdôksa]] ary an' ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran' i Kristy. Ny fanosorana dia atao amin' ny menaka voahasina sy ankalazain' ny [[pretra]].
 
Maro ireo [[fiangonana ara-pilazantsara]] izay manatanteraka ny fanosorana ny marary nefa tsy mihevitra izany ho sakramenta. Ny fanosorana ny marary dia ordonansan[[Ôrdônansy (Olomasin'ny andro farany)|ordonansi]]<nowiki/>n' ny asam-pisoronana ao amin' ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]].
 
== Jereo koa ==
Ny [[Sakramenta ao amin'ny fiangonana katôlika|sakramenta]] ao amin' ny fiangonana katôlika:
 
* Sakramentan' ny [[batemy]]