Fiteny indôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''fiteny''' '''indôneziana''' (''Bahasa Indonesia'', midika "fitenin' i Indônezia") dia fiteny ôfisialin' ny [[Repoblikan' Indonezia|Repoblikan' Indônezia]]. Anisan' ny fiteny miasa ihany koa io fiteny io any amin' ny Repoblikan' i Timôro Atsinanana. Iray amin' ireo endriky ny [[fiteny malay]] (''bahasa Melayu'') ny fiteny indôneziana. Tsy tenin-drenin' ny ankamaroan' ny Indôneziana io fiteny io. Any am-pianarana ny ankizy indôneziana vao vao mianatra io fiteny io. Tenim-paritry ny fiteny malay any amin' ny faritra atsinanan' ny nosy [[Somatra|Sumatra]], ao amin' ny faritanin' i Riau ary any anindran' ny nosy [[Bôrneô]]. Miisa 225 tapitrisa ny mpiteny indôneziana.
 
Fiteny avy amin' ny fiteny malay (''bahasa Melayu'') ny fiteny indôneziana. Tsy tenin-drenin' ny ankamaroan' ny Indôneziana io fiteny io. Any am-pianarana ny ankizy indôneziana vao vao mianatra io fiteny io. Tenim-paritry ny fiteny malay any amin' ny faritra atsinanan' ny nosy [[Somatra|Sumatra]], ao amin' ny faritanin' i Riau ary any anindran' ny nosy [[Bôrneô]]. Miisa 225 tapitrisa ny mpiteny indôneziana.
 
[[Sokajy:Fiteny]]