Sikisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Ny teny hoe ''ਸਿੱਖ'' / sikkh dia [[Fiteny penjaby|teny penjaby]] izay nisampana avy amin' ny [[Fiteny sanskrita|teny sanskrita]] hoe ''शिष्यः'' / śiṣya (izay midika hoe "mpianatra"), na avy amin' ny teny sanskrita hoe ''शिक्ष'' / śikṣa (izay midika hoe "fianarana" na "fampianarana"). Midika hoe "fanahin' Andriamanitra" izay. Ny foto-pampianaran' ny sikisma dia miorina amin' ny fampianarana ara-panahin' ireo Goró Folo izay voangona ao amin' ny ''Sri Guru Granth Sahib''.
 
Tsy manohitra ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] na ny [[silamo]] na ny fiavavahana hindo ny sikisma fa mihevitra azy ireo ho fomba samy ahafahana mivavaka amin' Andriamanitra.
 
== Jereo koa ==