Kafarnahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Sites of Christianity in the Galillee - Ruins of the ancient Great Synagogue at Capernaum (or Kfar Nahum) on the shore of the Lake of Galilee, Northern Israel.jpg|vignette|309x309px|''Sisam-paharavan'ny Sinagoga Lehiben'i Kafarnahoma eo amoron'ny farihin'i Galilia, ao amin'ny tapany avaratr'i Isiraely''.]]
I '''Kafarnahoma''' na '''Kapernaomy''' na '''Kafarnaoma''' dia tanana kely onenana mpanjono ao amin' ny faritanin' i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia), eo ampita avaratra-andrefan' ny [[farihy Tiberiada]] (na Tiberiasy izay atao hoe koa Genesareta na Jenezareta) ao amin' ny tapany avaratry ny Fanjakan' i [[Israely]]. Tamin' ny fitondran' ireo Hasmoneana[[Hasmôneana]], dia teo anelanelan' ny 6 sy 10 hahekitara ny velaran' ity tanàna ity ary miisa 1 &nbsp;700 eo ho eo ny mponina aotao aminy <ref><small>Peder Borgen, David Edward Aune, Torrey Seland, Jarl Henning Ulrichsen, , Brill, 2003 ([https://books.google.fr/books/about/Neotestamentica_et_Philonica.html?hl=fr&id=1l9RXDl1JB4C vakio an-tranonkala] [tahiry]), <abbr>p.</abbr> 40</small></ref>.
 
== Fiforonan-teny ==
Avy amin' ny anarana [[Teny hebreo|hebreo]] hoe כְּפַר נַחוּם / ''Kəfar Nāḥūm'' na ''Kfar Naḥūm'' ny anarana nogasina hoe ''Kafarnahoma''. Atao ho ''Tell'' ''Naḥūm'' koa ny anaran' ilay tanàna amin' ny teny hebreo. Ny teny hoe ''Kfar'' dia midika hoe "tanàna kely" ary ny hoe ''Nahum'' dia "fiononana" na "fitserana". Midika hoe "tananan' ny mpampionona" ny hoe ''Kfar Nahum''. Mety misy ifandraisany amin' ny mpaminany [[Nahoma]] izay avy tao amin' ny tanàna atao hoe ElkoshéElkôshé midika hoe "tanàna kelin' ny mpampionona". Amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]], i Kafarnahoma dia atao hoe ''Talhum'', ka ny hoe ''tell'' dia midika hoe "havoana" ary ny ''Hum'' dia mety fanafohezana ny hoe ''Nahum''<ref><small>Vassilios Tzaferis, ''Excavations at Capernaum,1978-1982'', Eisenbrauns, 1989, 234 <abbr>p.</abbr></small></ref>.
 
Ao amin' ny asa soratr' i [[Flavio Josefa|Flavio Jôsefa]] dia voasoratra amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Kαφαρναούμ'' / ''Kapharnaum'' (Tzaferis, 1989) sy ''Κεφαρνωκόν'' / ''Kepharnōkon'' ilay anarana<ref>[http://www.perseus.tufts.edu/hopper/text?doc=J.+Vit.+72&fromdoc=Perseus%3Atext%3A1999.01.0149 <small>Josephus, ''Vita'' 72, original text in Greek</small>]</ref>. Ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] izy dia voasorara amin' ny teny grika hoe ''Kαφαρναούμ'' / ''Kapharnaum'' amin' ny soratanana sasany fa ''Kαπερναούμ'' / ''Kapernaum'' kosa amin' ny sasany. Ny [[Baiboly katolikakatôlika amin'ny teny malagasy|Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy]] dia nanakaiky ny voalohany (''Kafarnaoma'' na ''Kafarnahoma'') fa ny [[Baiboly protestantaprôtestanta amin' ny teny malagasy]] kosa dia nandray ny faharoa (''Kapernaoma'').
 
== Araka ny hita ao amin' ny Baiboly ==
Tamin' ny fotoana nisehoan' ny tantara ao amin' ny [[Filazantsara]] (na Evanjely), dia nisy fadin-tseranana sy antoko-miaramila romanarômana teo ambany fibaikoan' ny mpifehy iray i Kafarnahoma; izany dia manazava kokoa ny fisian' ny apostolyapôstôly Levy na [[Matio]], izay mety nanana trano fiasana tao hakany hetra amin' ny mpanjono sy ny mpivarotra eo an-tsisintany<ref><small>Jean-Christian Petitfils, ''Jésus'', Fayard, 2011, <abbr>p.</abbr> 57</small></ref>. Voasoratra in' enina ambin' ny folo (16) ao aminan' ireo Filazantsara i Kafarnahoma, ka laharana faharoa izy amin' izany aorian' i Jerosalema<ref><small>''The New Catholic Encyclopedia'', Volume 3, Thomson/Gale, 2003, <abbr>p.</abbr> 83</small></ref> <ref><small>Matio 4.12-13.</small></ref>. Samy miresaka an' i Kafarnahoma avokoa ny Vaovao Mahafaly efatra.
 
Voalaza ho akaikin' ny tanànan' i [[Simona Petera|Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] ary i [[Jaona apostoly|Joany]] sady tanànan' i [[Matio]] mpamory hetra i Kafarnaomy (Mat. 4.13; 8.5; 11.23; 17.24; Mar. 1.21; 2.1; 9.33; Lio. 4.23, 31; 7.1; 10.15; Jao. 2.12; 4.46; 6.17, 24, 59).
 
Indray sabata i [[JesosyJesoa]] dia niresaka tao amin' ny [[sinagogasinagôga]] tao Kafarnahoma sady nanasitrana lehilahy izay nisy fanahy maloto (demonia) (Lio. 4.31-36 ; Mar. 1.21-28). Tao koa no nanasitranany ny rafozam-bavin' i SimonaSimôna Petera (Lio. 4.38-39). Tao no nanasitranany ny mpanompon' ny manamboninahitra RomanaRômana iray izay niantso vonjy taminy (Lio. 7.1-10; Mat. 8.5). Tao no nanasitranan' i JesosyJesoa ilay olona malemy nampidirina avy ao amin' ny tafon-trano (Mar. 2.1-12; Lio. 5.17-26).
 
Araka ny hita ao amin' ny [[Filazantsara sinoptikasinôptika|Evanjely sinoptikasinôptika]] dia nisafidy an' i Kafarnahoma hanaovany ny asa fanompoany betsaka tao [[Galilea (faritra)|Galilea]] aorian' ny tanana kely atao hoe [[Nazareta]] i JesosyJesoa (Mat. 4.12-17). Nanozona an' i Kafarnahoma anefa izy noho ny tsy finoan' ny mponina tao ny maha [[Mesia]] azy (Mat. 11.23).
 
== Tantara ==
Ny toerana nisy ny tanàna dia efa nisy olona tamin'ny taonarivo faha-3 tal. J.K. tamin'ny [[Andron'ny Alimo]]. Foana io toerana io tamin' ny [[Andron'ny Vy|Andron' ny Vy]] ary tsy nisy mponina indray raha tsy tamin' ny taonjato faha-5 tal. J.K<ref name=":0"><small>Stanislao Loffreda, "Capharnaum", dans Eric M. Meyers (dir.), ''Oxford Encyclopaedia of Archaeology in the Near East'', <abbr>vol.</abbr> 1, Oxford et New York, Oxford University Press, 1997</small></ref>. Niorina tamin' ny andron' ny fanjakana hasmoneana[[hasmôneana]] tao [[Jodea]] (na Jodia) ny tanàna. Manaporofo izany ny fahitana vola antitra indrindra teo amin' ny toerana niorenan' ny tanàna voalohany, dia vola tany amin' ny taonjato faha-2 tal. J.K. Teo amin' ny sisintanin' i Galilea, teo amin' ny sampany iray amin' ny lalan' ny raharaham-barotra atao hoe ''Via Maris'' ("LananLalan' ny Ranomasina").
 
Tanànan' ny mpanjono sy ny tantsaha i Kafarnahoma izay nisy mponina tsy nihoatra ny 1 &nbsp;000<ref><small>Donald John Wiseman, Edwin M. Yamauchi, ''Archaeologie and the Bible'', Zondervan, 1979, <abbr>p.</abbr> 79</small></ref>. I [[Betsaida]], izay tanàna kely teo akaikin' i Kafarnahoma teo amoron' ny farihin' i Tiberiada, nefa miorina teny an-dafin' i [[Jordana (ony)|Jordana,]] dia lazaina ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] fa tanàna nipoiran' i [[Simona Petera|Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] rahalahiny ary i [[Filipo]] ary mety misy fifandraisany amin' i Natanaela.
 
Tamin' ny taonjato faha-2, taorian' ny nandravana ny tanànan' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy ny nandraràna ny Jiosy rehetra tsy hiditra ao, dia nisy Jiosy [[nazoreananazôreana]] sy mpanao taozavatra avy amin' ny Empira bizantina tao Kafarnahoma. Nisy mponina miisa tokony ho 1 &nbsp;500 tao tamin' ny taonjato faha-5. Nisy fiangonana bizantina tao izay niorina teo amin' ny sisam-paharavan' ny atao hoe "ny tranonin' i Md Petera".
 
Ny tanàna kely izay simban' ny horohorontany tamin' ny taona 746 ka efa namborina indray somary lavidavitra eny dia niha nihena laza ka navelan' ny olona nandritra ny taonjato faha-11. Nanana ny lazany i Kafarnahoma nefa tsy ahitana sisan-javatra naorina tamin' ny fandalovan' ireo [[Kroazada]] (na Krosada).
 
Hitan' ilay Amerikana manampahaizana momba ny jeografianjeôgrafian' ny Baiboly, Edward Robinson, tamin' ny taona 1838 ny toerana niorenan' ny tanana fahizay. Tamin' ny taona 1866, ny mpanao sarin-tany, Charles Wilson, dia nahita ny sisam-paharavan' ny [[sinagogasinagôga]], ary tamin' ny 1894, ny ampahany amin' ny toerana nisy ny tanàna tany aloha dia novidin' ny Zana-paritanin' ny Tany Masina (latina: ''Custodia Terræ Sanctæ'') izay an' ireo Fransiskana. Natao teo anelanelan' ny taona 1968 sy 1984 ny fihadian' ny arkeologaarkeôlôga ny toerana. Nisy fihadiana natao koa tamin' ny toerana nisy ny tanàna, tandrifin' ny an' ny OrtodoksaÔrtôdôksa grika, teo anelanelan' ny taona 1978 sy 1982<ref name=":0" />.
 
== Ankehitriny ==
Mbola ao manadrakamandraka ankehitriny ny sisan' ny tanànan' i Kafarnahoma taloha, ka ahitana:
* ny sisan' ny sinagogasinagôga lehibe tamin' ny vanim-potoana bizantina;
* ny tranon' i Petera izay ahitana eo amboniny ny eglizy katolikakatôlika modernamôderna iray;
* ny eglizyEglizy grika ortodoksanôrtôdôksan' ny ApostolyApôstôly fito izay naorina tamin' ny taona 1931 eo amin' ny toerana nanorenana indray ny tanànanan' i Kafarnahoma taorian' ny horohorontanin' ny taona 746;
* hita eo amin' ny fidirana amin' ilay toerana ny tranon' ny fikambanan' ireo Fransiskana.
 
== Jereo koa: ==
*[[Farihy Tiberiada]]
 
* [[Jordana (ony)|Onin' i Jordana]]
 
== Tsiahy: ==