Fokom-pirenen' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon'i Asera''' dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Nomen' i [[Jôsoa]] (na Jôsoe) azy ny faritra andrefana sy amorontsirak' i [[Galilea (faritra)|Galilea]]. Isan' ireo foko lazainaniaraka hoetamin' veryny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Samaria]] ny fokon' i Asera. Tamin' ny nandravan' ny Asiriana ny Fanjakan' i Samaria sy [[Fahababoana tany Asiria|nanaovana sesitany]] ny mponina tao dia tsy fantatra intsony izay nanjo ny fokon' i Asera ka lazaina fa isan' ireo fokon' i Israely folo nanjavona izy.
 
== I Asera ==