Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-27:
 
=== Ny fizaràna ny tany tamin' ireo fokon' i Israely (Jôs. 13 - 21) ===
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|317x317px|Tanin' ny foko 12n' i Israely]]
Amin' ity fizaràna ity no ilazana ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin' ny folo]] sy ny antsipiriany momba ny anjara tany nomena azy ireo tsirairay. Nisy ny foko izay efa nahazo ny anjarany tamin' i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) talohan' ny nidirana tao Kanaana. Ambara ao koa ny fomba nizarana ny tany, dia ny fanaovana antsapaka. Nisy koa ny fanokanana tanàna fialokalofan' izay nahafaty olona tsy nahy. Ny [[Fokon'i Levy|Levita]] ihany no tsy nahazo anjara tany manokana fa nomena tanàna ao amin' ny foko hafa rehetra.