Laôdikea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Noho ny habetsahan' ny [[Jiosy]] na Jody monina ao Laôdikea dia lasa fiangonana nanana [[eveka]] izy. Iray amin' ireo [[Fiangonana fiton' i Azia]] resahina ao amin' ny bokin' ny [[Apokalipsin'i Joany|Apôkalipsy]] (Apô 3.14-22)<ref><small>"<sup>15</sup> Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Laodisea: Izao no lazain' ny Amena, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Fototry ny zava-boarin' Andriamanitra. <sup>16</sup> Fantatro ny asanao: tsy mangatsiaka na mafana hianao: nefa aleo mangatsiaka na mafana hianao; <sup>17</sup> fa noho hianao matimaty, na hoe tsy mangatsiaka tsy mafana, dia efa haloan' ny vavako hianao." (''Ny Baiboly Masina'')</small></ref> ny fiangonan' i Laôdikea: manome tsiny ny Kristiana tao Laôdikea ny mpanoratra noho izy "matimaty" (Apô 3.16). Nisy kônsily lehibe natao tao Laôdikea tamin' ny taona 364 taor.J.K., dia ilay atao hoe Kônslin' i Laôdikea.
 
== Jereo koa ==
'''Tanàna misy ireo fiangonana fiton' ny [[Apôkalipsin' i Joany|Apôkalipsy]]:'''
 
* [[Efesôsy]] (na Efezy)
* [[Smirna]]
* [[Pergamôsy]] (na Pergama)
* [[Tiatira]]
* [[Sardisy]] (na Sarda)
* [[Filadelfia (Azia Minora)|Filadelfia]]
* [[Laôdikea]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==