Efesôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Efesosy ho Efesôsy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Artemis of Ephesus.jpg|vignette|Sarivongan' i Artemisy tao Efeso.]]
I '''Efesôsy''' na '''Efesosy''' na '''Efeso''' na '''Efezy''' dia iray amin'ireoi reo tanana tranainy indrindra sy nanana ny maha izy azy amin' ireo tanan-dehibe grika tany [[Azia Minora]], ka izy no tanàna voalohany tao IoniaIônia. Atao hoe ''Ἔφεσος'' / ''Éphesos'' izy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Ephesus'' kosa amin' ny [[teny latina]] ary ''Apaša'' amin' ny [[Fiteny hitita|teny hitita]] (na heteana).
 
Na dia any amin' ny fito kilometatra any an-tanety miala avy amin' ny sisin-dranomasina, eo akaikin' ny tanànan' i Selçuk sy Kuşadası ao amin' ny tapany andefanandrefan' i [[Torkia]] ankehitriny aza ny sisam-paharavan' i EfesosyEfesôsy dia isan' ireo seranan-tsambo lehibe tao amin' ny [[Ranomasina Egea]] (grika: ''Αιγαίο Πέλαγος'' / ''Aigaio pélagos'') izy; tao akaikin' ny fivarinan' ny ony anatolianaanatôliana atao hoe KaistrosyKaistrôsy (grika: ''Κάϋστρος'' / ''Kaustros'') izy.
 
Ilay fitoerana masina atao hoe ArtemisiosyArtemisiôsy, izay natokana ho an' ny andriamanitra [[Artemisy]] (grika: Ἄρτεμις / ''Ártemis'') mpiahy ny tanàna, dia isan' ireo Zava-mahagaga Fitofito eto amin' izao tontolo izao sady isan' ireo nampalaza an' i EfesosyEfesôsy, ary tao amoron-drano no nisy azy.
 
Vokatry ny tany nentin' ny onin' i KaistrosyKaistrôsy sy ny fiovaovan' ny toetany ary angamba ny [[horohorontany]] no nahatonga ny fikisahan' ny morontsiraka any andrefana sy ny fanotoran' ny fasika ny serana-tsambon' ilay tanàna ka nahatonga ny fandaozana azy holasa haolo.