Broney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Brunei.svg|vignette|351x351px]]
I '''Broney''' na '''Soltanan'i Broney Darosalama''' (amin' ny [[fiteny maley]]: Kesultanan Brunei) dia firenena ao avaratry ny nosy Borneo, ao Azia Atsimo-Atsinanana. Itambarany amin'i [[Malezia|Malaizia]] sy i [[Indonezia]] io nosy io. Hodidinin'ny tapany atsimon'ny Ranomasin'i Sina izy sady voafefin'ny Firenena malaiziann'i Saraoaka. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin'i 1968. Protectora britanika taloha izy. Isan'ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin'ny Commowealth izy.
[[Sary:Location Brunei ASEAN.svg|vignette]]
[[Sary:Brunei carte.png|vignette]]
I '''Broney''' na '''Soltanan' i Broney Darosalama''' (amin' ny [[fiteny maley]]: ''Kesultanan Brunei'') dia firenena ao amin' ny tapany avaratry ny nosy Borneo[[Bôrneô]], ao [[Azia Atsimo-Atsinanana]]. Itambarany amin' i [[Malezia|Malaizia]] sy i [[IndoneziaIndônezia]] io nosy io. Hodidinin' ny tapany atsimon' ny [[Ranomasin' i Sina]] izy sady voafefin' ny Firenena malaiziannfanjakan' i SaraoakaSarawak any Malezia. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin'i ny taona 1968. ProtectoraProtektôrata britanika taloha izy. Isan' ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin' ny [[Commowealth]] izy.
 
== Jereo koa ==