Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-42:
}}
 
Ny '''Malaoỳ''' dia firenena any amin' ny [[Faritra Atsimo ao Afrika|faritra atsimon'atsimo iao Afrika]] na [[Afrika Atsinanana]], tsy manana morontsiraka, manana velaran-tany mirefy 118 484 km², eo anelanelan' i [[Môzambika]], i [[Zambia]], ary i [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelon' i [[Afrika]] amin' ny velarantaninyvelarany, mandrakotra ampadimin' ny velarantan' i Malaoy nyMalaoỳ ny [[farihy Malawi]] ary betsaka ny renirano manary ao.
 
Ny fiavian' ny anarana hoe ''Malaoỳ'' (avy amin' ny anaran' ny farihy, amin' ny [[fiteny banto]]) dia tsy mazava tsara; lazaina fa avy amin' ny mponina any atsimon' i Malaoỳ na lazaina fa maneho ny hazavan' ny [[masoandro]] rehefa miposaka eo amin' ny farihy (eo amin' ny sainam-pirena).
 
Firenena be tendrombohitra i Malaoỳ. Ny ampahany be atsinanana amin’ ny taniny dia misy ny [[farihy Malawi]], izay farihy lehibe fahatelo aty [[Afrika]].
 
I Malaoỳ dia iray amin’ ireo firenena manana mponina be hakitroka indrindra aty Afrika, ary ny ankamaroan’ ny mponina dia monina any ambanivohitra. Kristiana ny ankamaroan’ ny vahoala malaoita.
 
Ny fambolena no iankinan’ ny toekaren’ i Malaoỳ, nefa ianjadian’ ny fiovaovan’ ny toetrandro, indrindra ny haintany izany fambolena izany.
 
Tamin’ ny taona 1964 no nahazoan’ i Malaoỳ ny fahaleovan-tenany raha nozanahin’ ny Britanika izy talohan’ izany. Mpikambana ao amin’ ny [[Commonwealth]] i Malaoỳ ary ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[fiteny tsitseoa]] no fiteny ôfisialiny.
 
== Jereo koa ==