Imperialisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:RomanEmpire 117.svg|vignette|319x319px|Ny [[Empira Rômana]] tamin' ny taona 177: fafa-fiitarany tamin' ny nahafatesan' i Traiano. ]]
Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana izay ahitana [[firenena]] lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ny sisintaniny. Ny tanjon’ny imperialisma dia ny manangana [[empira]].
Manjaka ny firenena hafa amin’ny alalan’ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafika ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-pôlitika ary ara-toekarena eo amin’ilay firenena.