Fiangonana katôlika tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana katolika tatsinanana|'''Fiangonana katolikakatôlika tatsinanana''']] dia fitambaran'ireo fiangonana any Atsinanana izay miombona amin'i Papa ao RomaRôma sy manaiky ny fahamboniany, nefa izy ireo manao ny fombam-pivavahana tatsinanana (kopta, siriaka tandrefana, maronita, siriaka tatsinanana, bizantina, armeniana ary gezy). Atao hoe "Fiangonana mizaka tena" na "Fiangonana manana ny lalànany manokana" (latina: ''sui iuris'') izy ireo ao amin'ny voambolana katolika, nefa heverina fa Fiangonana katolika feno sahala amin'ny Fiangonana latina. Na dia samy tatsinanana aza dia tsy [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]] izy ireo. Atao hoe "Fiangonana oniata" na "Fiangonana grika katolika" na "Fiangonana katolikakatôlika manaraka fomba bizantina" koa izy ireo. Raha ny lafiny fombafombam-pivavahana dia tsy mifanalavitra firy amin'ny fomban'ny [[Kristianisma ortodoksa|Kristianisma ôrtôdôksa]] an'ny Fiangonana katolikakatôlika tatsinanana ka izy manaiky ny fahambonian'ny Papa ihany no tsy maha OrtodoksaÔrtôdoksa azy ireo.
 
Isan'ny Fiangonana katolika tatsinana ny Fiangonana katlikakatôlika maronitamarônita, koptakôpta, armeniana, indiana, grika, eritreana ary etiopianaetiôpiana. Tsy any Atsinana sy ao EoropaEorôpa Atsinanana ihany no ahitana azy ireo fa nanaraka ireo am-pielezana ka misy any Amerika sy OseaniaÔseania ary EoropaEorôpa Andrefana koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Kristianisma ortodoksaôrtôdôksa]]
* [[Kristianisma Tatsinanana]]
* [[Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa tatsinanana]]