Afsarida: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-4:
Avy any [[Torkestàna]] ny Afsara. Taorian' ny nahazoan' ny [[Empira Môgôly|Môgôly]] io faritra io dia nanorim-ponenana tao amin' ny faritanin' i [[Azerbaijàna]] izy ireo. Taty aoriana dia nanompo ny ''shah'' Ismail Safavi (1487-1524) tao amin' ny tafiky ny Kizilbasy (''Qizilbash'') manampahaizana sasany tao aminy. Rehefa tafapetraka teo amin' ny fitondrana i Ismail dia nafindrany ny fokon' ny Afsara sasany avy any Azerbaijàna nankany Korasàna mba hisakana ny [[Ozbekistàna|Ozbeka]].
== Jereo koa ==
|