Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''Empira Rômana''' (amin' ny teny latina : ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny [[Andro Taloha]]. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin' ny tany manodidin'manodidina ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin' ny 27 tal. J.K. hatramin' ny fanonganana ny emperora farany tamin' ny taona 476 ny Empira rômanaRômana.
 
Ny Empira no sokajydingana fahatelon' ny [[Rôma Taloha]]. Taona fahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Rômana|faha repoblika]] ny faharoa ary faha empira ny sokajy fahatelo.
 
Ny teny ofisialinôfisialin' ny Empira rômanaRômana dia [[teny latina]]. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialyôfisialy miaraka amin' ny fiteny latina ny faritra atsinanan' ny empira.
 
Naharitra dimanjato taona ny faritra amin' ny tapany andrefan' ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an' i [[Grisy]] sy i [[Torkia]] dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian' ny fitontonganan' ny Empira rômanaRômana tandrefanaAndrefana dia lasa [[Empira Bizantina]] no anaran' ilay empiraEmpira rômanaRômana tatsinananaAtsinanana, ary i [[Konstantinopla|Kônstantinôpla]] no renivohiny.
== Tantara ==