Sorabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ngahy (dinika | fandraisan'anjara)
Novaina ho « atsinanana » ny voalaza teo aloha fa fiteny avy ao « atsimo andrefana » ny nampiasàna Sorabe.
Andalana faha-1:
[[Sary:Sorabe malagasy.jpg|400px|ankavanana|Santiôna sorabe malagasy|thumb]]
 
Ny '''sorabe''' ({{arabo|سُرَبِ}}) dia [[abidy]] iray avy amin'ny [[abjady]]abjad arabo (''ajami'') izay natao hanoratana ny fiteny ao Madagasikara, indrindra indrindra ireo fiteny ao atsimo atsinanan'i Madagasikara : ny fiteny [[antemoro]]-anteogny ary anakara. Fantatra fa isaina aman-jatony ireo lahatsoratra nosoratana tamin'ny alalan'io abidy io ; ny tena antitra amin'ireo lahatsoratra ireo dia nosoratana tany amin'ny taonjato faha-17 tany ho any.
 
Tamin'ny taonjato faha-18, fantatra ary nampiasain'ny foko rehetra erak'i Madagasikara io abidy io : tao Imerina, nanafatra mpanoratra antemoro i [[Andrianampoinimerina]] mba hampianatra ny ankizy hamaky teny ary hanoratra. Izay no nahatonga an-d[[Radama'i Voalohany|Radama]] (namorona ny abidy malagasy ankehitriny izay mifototra amin'ny [[Abidy latina|abidy latina]]) nahay nanoratra ary namaky teny hatry ny fahazazany.
 
 
Mihevitra ny mpikaroka fa mety nisy tarehintsoratra hafa nampiasaina tao Madagasikara talohan'ny nisian'ny sorabe : ao amin'ilay teny mamaritra ilay abidy amin'ny teny malagasy dia ahitana ny fototeny ''soratra'' (avy amin'ny fiteny arabo) ary ny fototeny ''be''. Izay tarehintsoratra nialohan'ny sorabe izay dia mety avy any [[India]], sahala amin'ireo tarehintsoratra ampiasaina ao Azia Atsimo Atsinanana.
 
== Abidy ==
Andalana faha-26:
|}
</big>
 
[[Sokajy:Kolontsaina malagasy]]
 
== Rohy ivelany ==
Ligne 32 ⟶ 34 :
* {{mg}} Kasanga Fernand (1990), ''Fifindra-monina'', Librairie FLM, Antananarivo.
* {{fr}} Simon P. (2006) ''La langue des ancêtres. Ny Fitenin-drazana. Une périodisation du malgache des origines au XV<sup>e</sup> siècle'', L'Harmattan [http://books.google.com/books?id=MFsBYffWD48C&printsec=frontcover&dq=Simon+Pierre+Fitenin-drazana&hl=fr&ei=P1dvTpXpBc_P4QSR5tCXCQ&sa=X&oi=book_result&ct=result&resnum=1&ved=0CC0Q6AEwAA#v=onepage&q&f=false].
 
[[ar:كتابة عربية ملغاشية]]
[[en:Sorabe alphabet]]
[[fr:Sora-be]]
[[ru:Сурабе]]