Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-40:
* Apôkalipsy 20.14: "Ary ny fahafatesana sy ny '''fiainan-tsi-hita''' dia natsipy tany amin' ny [[farihy afo]]. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo." (''Ny Baiboly'')
 
==== Ny teny hoe ''Fitoeran' ny maty'' na ''Afobe'' ao amin' ny Baiboly katôlika malagasy ====
Ao amin' ny [[Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy|Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy]] edisiona tamin' ny taona 1938 dia tsy teny na andian-teny tokana no andikana izay ataon' ny Prôtestanta hoe "fiainan-tsi-hita" na "fiainan-tsy hita", fa indraindray "afobe", indraindray "fitoeran' ny maty" ary indraindray "fonenan' ny maty".