Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Fra Angelico 024.jpg|vignette|325x325px|Fidinan'i Jesosy tany amin'ny fiainan-tsi-hita]]
Ny '''fiainan-tsi-hita''' na '''fitoeran' ny maty''' dia toerana misy ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian' ny fahafatesanan araka ny finoana sy ny fivavahana sasanymaro. Amin' ny heviny mifintina dia toerana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsi-hita (ka atao hoe '''helo''' na '''afobe''' koa).
 
Ny [[foto-pampianarana]] sy ny [[tenim-pinoana]] ao amin' ireo fivavahana [[Mônôteisma|mônôteista]] momba ny fisian' ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan' Andriamanitra amin' ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin' ny fahatsapan' ny olona ny fisian' ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan' izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.