Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Kambana araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny [[Kambana (fanandroana)|Kambana]] ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ny vintana Adizaoza ==
== Ao amin' ny fanandroana malagasy ==
 
=== Ny vintana AdizaozaToerany ===
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahatelo ny Adizaoza ka ny tapany atsimo amin' ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy. [[Zanabintana]] ny Adizaoza. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza sady miarina eo amin'ny [[Adijady]]. Baben'ny renivintana Asorotany ny zanabintana Adizaoza. Mitondra tonon'andro roa ny Adizaoza, dia ny vava Adizaoza (na vavan' Adizaoza) sy ny vody Adizaoza (na vodin' Adizaoza).
 
=== Fivoasana ny vintana AdizaozaFombany ===
Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" na "sahozanina" raha tsy alam-bintana.