Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
 
=== Ny antokon-kintana Tandrok' Osy sy ny zôdiaka ===
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Tandrok' Osy (antokon-kintana)|Tandrok' Osy]] dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Tandrok' Osy araka ny [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]] fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]. Ny fanandroana malagasy dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ny vintana Adijady ==