Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fiavian'ilay anarana ==
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io.
=== Fiavian' ilay anarana ===
[[Sary:Gemini_constellation_map-fr.png|vignette|132x132px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io.
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Gémaux'' ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
 
=== Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka ===
[[Sary:Gemini_constellation_map-fr.png|vignette|132x132px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]]Kambana dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny AdizaozaKambana araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny AdizaozaKambana ao amin' ny zodiakamzôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ao amin' ny fanandroana malagasy ==
 
Ligne 24 ⟶ 30 :
== Volana Adizaoza ==
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany). Manomboka amin' ny vava Adizaoza ka miafara amin' ny vody Adaoro ny volana Adizaoza raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Adaoro dia miafara amin' ny vava Adizaoza ny volana Adizaoza izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Adizaoza io dia mifarana amin' ny vody Adizaoza ny volana izay misy 30 andro.
 
=== Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka ===
[[Sary:Gemini_constellation_map-fr.png|vignette|132x132px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Adizaoza araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny Adizaoza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
{| class="wikitable"
|