Foza (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Avy amin' ny [[teny arabo]] dia atao hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy volana hoe ''Asorotany'' na ''Asaratà'' na ''Saratà''. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] ary amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Cancer''. Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] izy dia atao hoe ''Καρκίνος'' / ''Karkinos''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Saratani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sartan'' na ''Ketam'' ihany koa izy.
 
Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiakazôdiaka [[Foza (fanandroana)|Foza]] mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana.
[[Sary:Cancer charta.png|vignette|455x455px|Antokon-kintan'ny Asorotany]]
<br />