Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Zodiaka ho Zôdiaka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[zodiaka]]zôdiaka''' dia faribolana miendri-pehikibo, tsy hita maso fa eretreretineritreretin' ny saina, eny amin' ny bolan-danitra manodidina ny Tany ka ny ivony dia mifanandrify amin' ny toerana misy ny [[Tany]], izany hoe ny lalana omban' ny [[Tany]] manodidina ny [[Masoandro]]. Ny anaran' ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny zodiakazôdiaka sy ny [[evan'ny zodiaka|evan' ny zôdiaka]] amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ireto: ''Aries'', ''Taurus'', ''Gemini'', ''Cancer'', ''Leo'', ''Virgo'', ''Libra'', ''Scorpius'', ''Ophiuchus'', ''Sagittarius'', ''Capricornus'', ''Aquarius'' ary ''Pisces''. Misy karazany roa ny zodiakazôdiaka dia ny zodiakamzôdiakam-panandroana mahazatra izay atao hoe '''zodiakazôdiaka mikisaka''', sy ny zodiakazôdiaka amin' ny haikintana (zodiakanzôdiakan' antokon-kintana miampy ny antokon-kintana ''Ophiuchus'') izay atao hoe '''zodiakanzôdiakan-kintana'''. Mitovy anarana ny [[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan' ny zôdiaka]] sy ny evan' ny zodiakazôdiaka fa tsy mitovy fari-potoana na fari-danitra isehoana na tondroina. Ireto avy ny anaran' izy ireo amin' ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]]: ''Ondrilahy (na Alahamady), Ombilahy (na Adaoro), Kambana (na Adizaoza), Foza (na Asorotany), Liona (na Alahasaty), Virijiny (na Asombola), Mizana (na Adimizana), Maingoka (na Alakarabo), Mpitifitra Tsipìka (na Alakaosy), Tandrok' Osy (na Adijady), Mpitondra Rano (na Adalo'') ary ''Hazandrano (na Alohotsy'').
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''zodiakazôdiaka'' dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''ζωδιακός κύκλος'' / ''zôdiakós kúklos'' izay midika hoe "faribolan-java-manana aina madinika". Ny hoe ζῴδιον / ''zốdion'' dia midika hoe "zava-manana aina madinika" satria ireo antokon-kintana ao amin' ny zodiakazôdiaka, afa-tsy ny ''Libra'' ("mizana"), izay ampahany tao amin' ny antokon-kintana ''Scorpius'' ("maingoka"), sy ny ''Aquarius'' ("mpanidin-drano"), dia maneho sarin-java-manana aina, araka ny fieritreretan' ny mpandinika kintana sy ny mpanandro amin' ny kintana. fahizay
 
== Antokon-kintana sy evan' ny zodiakazôdiaka ==
 
=== Antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka ===
Ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka dia ampahany amin' ny antokon-kintana rehetra izay hoatry ny andalovan' ny [[Masoandro]] sy ireo [[planeta]] miaraka aminy. Ireto ny anaran' ny antokon-kintana telo ambin' ny folon' ny zodiakan-kintana amin' ny fiteny latina:
 
* ''Aries'' ("ondrilahy")
Andalana faha-18:
* ''Scorpius'' ("maingoka")
* ''Ophiuchus'' ("bibilava")
* ''Sagittarius'' ("mpitifitra amin' ny tsipìka")
* ''Capricornus'' ("osilahytandrok' osy")
* ''Aquarius'' ("mpandrarakampitondra rano")
* ''Pisces'' ("trondro")
 
Ny faritry ny lanitra misy ny antokon-kintana tsirairay dia tsy mitovy habe satria tsy voazara mitovy nefa koa tsy fantatra mazava fa nifanarahan'ny manam-pahaizana ny tena fetr' izany faritra tsirairay izany.
 
=== Evan' ny zodiakazôdiaka ===
Notsinjaraina ho faritra roa ambin' ny folo mitovy ny zodiakazôdiaka tamin' ny taonjato faha-5 ka samy manana 30° ny evan' ny zodiakazôdiaka tsirairay izay mitovy anarana amin' ny antokon-kintana tokony hifanandrifindrify aminy. Ny roa ambin' ny folo amin' ireo ihany no mitovy anarana amin' ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka. Tsy isany ny ''Ophiuchus.'' Ny [[AlahamadyOndrilahy (fanandroana)|Ondrilahy]] (latina: ''Aries)'' no eva voalohany izay mifanandrify amin' ny faritry ny lanitra idiran' ny [[Masoandro]] ao amin' ny ekinoksa[[ekinôksa]]<ref><small>Ny '''ekinoksa''' dia fotona tokony hampitovy halava tanteraka ny andro sy ny alina (raha tsy niendrika kapila fa niendri-teboka ny masoandro) ka amin'ny 20 marsa (na 21 tsindraindray) sy amin'ny 22 Septambra (na 23 tsindraindray).</small></ref> amin' ny lohataona any amin' ny ila-bolantany avaratra (izany hoe 20 na 21 Marsa) izay fari-potoan' ny taom-baovao tao amin' ny tetiandro maro tamin' ny [[Andro Taloha]].
 
Izao ny anaran' izy ireo amin' ny fiteny latina sy malagasy sy [[Fiteny arabo|arabo]] ary [[Fiteny frantsay|frantsay]]:
{| class="wikitable"
|'''<small>Teny latina</small>'''
Andalana faha-36:
|-
|''<small>Aries</small>''
|<small>[[Alahamady]]</small>
|<small>Al-Hamal</small>
|<small>Bélier</small>
|-
|''<small>Taurus</small>''
|<small>[[Adaoro]]</small>
|<small>Ath-Thur</small>
|<small>Taureau</small>
|-
|''<small>Gemini</small>''
|<small>[[Adizaoza]]</small>
|<small>Al-Djuza</small>
|<small>Gémeaux</small>
|-
|''<small>Cancer</small>''
|<small>[[Asorotany]]</small>
|<small>As-Saratan</small>
|<small>Cancer</small>
|-
|''<small>Leo</small>''
|<small>[[Alahasaty]]</small>
|<small>Al-Asad</small>
|<small>Lion</small>
|-
|''<small>Virgo</small>''
|<small>[[Asombola]]</small>
|<small>As-Sumbul</small>
|<small>Vierge</small>
|-
|''<small>Libra</small>''
|<small>[[Adimizana]]</small>
|<small>Al- Mizan</small>
|<small>Balance</small>
|-
|''<small>Scorpius</small>''
|<small>[[Alakarabo]]</small>
|<small>Al-Akrab</small>
|<small>Scorpion</small>
|-
|''<small>Sagittarius</small>''
|<small>[[Alakaosy]]</small>
|<small>Al-Kaus</small>
|<small>Sagittaire</small>
|-
|''<small>Capricornus</small>''
|<small>[[Adijady]]</small>
|<small>Al-Djadi</small>
|<small>Capricorne</small>
|-
|''<small>Aquarius</small>''
|<small>[[Adalo]]</small>
|<small>Al-Dalu</small>
|<small>Verseau</small>
|-
|''<small>Pisces</small>''
|<small>[[Alohotsy]]</small>
|<small>Al-Hut</small>
|<small>Poissons</small>
|}
 
=== Fifandraisan' ny antokon-kintana sy ny evan'ny zodiakazôdiaka ===
Ny fari-potoana ao amin' ny zodiakanzôdiakan' antokon-kintana, izay atao hoe [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]] (frantsay: ''zodiaque sidéral''), dia tsy ampitovizina amin' ny zodiakanzôdiakan' ny eva, izay atao hoe [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]] (frantsay: ''zodiaque tropical'') ary ny faritry ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka.
 
==== Ny zodiakanzôdiakan-kintana ====
Ny zodiakanzôdiakan-kintana dia zodiakazôdiaka azo avy amin' ny fampifanandrifiana ny fizarana ny faritry ny zodiakazôdiaka amin' ny antokon-kintana mitovy anarana aminy nefa natao izay hampitovy ny haben' ny faritra (30° avy) fa tsy nampitovizina amin' ny faritry ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka (izay indraindray mihoatra ny 30°, indraindray latsaka).
 
==== Ny zodiakazôdiaka mikisaka ====
Ny zodiakazôdiaka mikisaka (zodiakamzôdiakam-panadroana mahazatra) dia zodiakazôdiaka tsy manaraka ny "fihodin' ny kintana" fa manaraka ny an' ny [[Masoandro]] sy ny [[fizaran-taona]] ka tsy mitovy amin' ny hafainganam-pihodinan' ny zodiakanzôdiakan-kintana sady ireo [[Evan'ny zodiaka|eva]] ao aminy dia tsy mifanandrify amin' ny antokon-kintana mitovy anarana aminy. Ny zodiakazôdiaka mikisaka no fampiasa indrindra amin' ny [[Fanandroana malagasy|fanadroana]] na dia lazaina fa ny kintana no fototry ny fanandroana. Na dia izany aza dia misy ny fanandroana tena mifototra amin' ny zodiakanzôdiakan-kintana na ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka mihitsy ka atao hoe [[fanandroan-kintana]].
 
==== Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian' ireo zodiakazôdiaka roa ireo: ====
{| class="wikitable"
|'''<small>Anarana</small>'''
Andalana faha-248:
|}
 
== Ny zodiakazôdiaka sy ny fanandroana ==
 
=== Ny zodiakazôdiaka sy ny fanandroana amin' ny ankapobeny ===
Ny [[evan'ny zodiaka|evan'ny zôdiaka]] dia ampasaina amin' ny fanandroana mba hatao fiaingana ara-potoana sy arak' erana ka ahafahana manao ny fampifandraisana izay fototr' ity fanao ity. Ampiasaina ao amin' ny fanandroana ny zavatra isankarazany toy ny [[planeta]], ny [[Masoandro]], ny [[Volana]], ny [[faravodilanitra]] ary ny faritra na teboka amin' ny vohon' ny tany mifanandrify amin' ny Masoandro mitatao vovonana. Ny fananandroana miankina amin' ny zodiakazôdiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny [[fanandroan-kintana]] sy ny [[fanandroan'eva|fanandroan' eva]] (fanandroana mahazatra ny maro).
 
==== Ny fanandroan-kintana ====
Ny fanandroan-kintana (frantsay: ''astrologie sidérale'') dia miankina tanteraka amin' ny [[kintana]] na ny [[antokon-kintana]] ([[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan' ny zôdiaka]] indrindra) izay azo jerena tokoa eny amin' ny lanitra. Mety ho ny maso fotsiny no enti-mijery izany mivantana na amin' ny alalan' ny fampiasana fitaovana moderna.
 
==== Ny fanandroan' eva ====
Ny fanandroan' eva na fanandroa-mikisaka (frantsay: ''astrologie tropicale'') kosa dia miankina amin' ny fizaran-taona faritan' ny toerana misy ny [[Masoandro]] miohatra amin' ny [[Tany]]. Ity fanandroana ity no be mpampiasa indrindra amin'ireo ny Tandrefana na dia efa tsy mifanaraka amin' ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka intsony aza ny [[evan'ny zodiaka|evan' ny zôdiaka]].
 
Miteraka olanafahadisoan-kevitra ny tsy fahafantarana ny fisian' ny zodiakazôdiaka roa. Ohatra, ny olona iray teraka ao amin' ny evan' ny ''[[AdimizanaMizana (fanandroana)|Mizana]]'' (23 Septambra - 22 Oktobra) dia tsy teraka ao amin' ny fotoan' ny antokon-kintana ''AdimizanaMizana'' (30 Oktobra - 20 Novambra) fa ao amin' ny an' ny antokon-kintan' ny ''AsombolaVirijiny'' noho ny tsy fifanarahana misy amin' ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka sy ny evan' ny zodiakazôdiaka. Toy izany koa raha misy olona lazaina fa teraka manandrify ny evan' ny ''[[AlakaosyMpitifitra Tsipìka (fanandroana)|Mpitifitra Tsipika]]'' (23 Novambra - 21 Desambra) dia tsy teraka amin' ny antokon-kintan' ny AlakaosyMpitifitra Tsipika fa amin' ny antokon-kintan' ny ''AlakaraboMaingoka'' izy raha ny tena marina.
 
Raha ny [[fanandroana malagasy]] no iaingana dia mbola miitatra io elanelana io eo amin' ny volana malagasy sy ny antokon-kintan' ny zodiakazôdiaka.
 
== Jereo koa: ==