Papa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pope Francis in March 2013.jpg|vignette|Ny Papa Fransoa ]]
'''Papa''' no anaram-boninahitra iantsoana ny [[eveka]]<nowiki/>n' i [[Roma]] sady izy koa no lohan' ny [[Eglizy katôlika rômanina|Eglizy katolika romana]] maneran-tany. Araka ny fampianarana katolikakatôlika dia mifindra amin' ny alalan' ny fifandimbiasana hatramin' i [[Masindahy Piera]] (na Petera) izay nahazo izany tamin' i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] ny fahefan' ny papa. Izany no atao hoe [[fifandimbiasana apostolikaapôstôlika]]. Ny anaram-boninahitra hoe ''papa'' dia hita ao amin' ny tahirin-kevitra maro nanomboka tamin' ny [[KonsilyKônsily voalohany tao Nikea|Kônsily voalohany tao Nisea]] (na Nikea) tamin' ny taona 325. Ny papa koa dia filohan' ny [[Fanjakan'i Vatikàna]].
 
Amin' izao fotoana izao dia i Jorge Mario Bergoglo no papa izay nitondra ny anarana hoe Fransoa (na Fransesko) izay nandimby an' i [[Benoa XVI]] (na Benedikto XVI) sady izy no papa faha-266. Tamin' ny 13 Mey 2013 no nahalany azy ho papa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Aleksandra VI (papa)|Aleksandra VI]]
* [[Benoa XVI|Benoà XVI]]
* [[Damaso I]]
* [[Eogenio III]]
* [[Gregôrio IX]] (na Gregoara IX)
* [[Gregôrio XIII]] (na Gregoara XIII)
* [[Hônôrio III]] na (Hônôre III)
* [[Inôkentio III]]
* [[Joany Paoly II]]
* [[Jolio I (papa)|Jolio I]]
* [[Jolio II (papa)|Jolio II]]
* [[Klemento avy any Roma]] (Klemento I)
* [[Klemento IX]]
* [[Klemento VIII]]
* [[Leo X]]
* [[Liberio (papa)|Liberio]]
* [[Orbano II]]
* [[Paoly VI (papa)|Paoly VI]]
* [[Piera (apostoly)|Piera]] (na Petera)
* [[Siksto IV]]