Havandra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rijarni (dinika | fandraisan'anjara)
tsipelina vitsivitsy ihany no nahitsiko fa mbola mila maso
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Grêlon.JPG|thumb|havandra be|200px|right]]
[[Sary:Orage de grêle.png|thumb|fiavian'ny havandra|200px|right]]
 
Ny '''havandra''' dia karazana [[rotsak'orana]] miforona any anaty [[orambe]] rehefa mando ny [[rivotra]] ary rehefa mitsoka mafy ny rivotra miakatra (courants ascendants). Kanety ny endrika alainy, ary mety ho 5 milimetatra ka hatramin'ny 10 santimetatra ny savaivon' ilay « "kanety »". Ny kaody METARn' ny havandra dia GR (''gr''êle).
 
== Fiaviana ==
 
Ny havandra dia miforona ao anaty rivotra mafana sy mando, ary mitsingilahila eo ambonin'ny hafanana ivainganana. Ny rivotra voaainga dia lasa ampoka satria ny hafanan 'ilay etona dia midina rehefa miakatra eny ambony araka ny lalàn' ny [[etona tonga lafatra|Entona tonga lafatra]]. Ny rano ambiny dia mamorona ilay rahona ary avy eo mamorona ny orana. Mihitatra hatrany arakaraky ny herin-drivotra miakatra ny hangezan'ny havandra, ary mivaingana avy hatrany izy ireo. Mba hampivaingana ilay ranomandry dia tsy maintsy ao ambanin'ny hafanana ivainganana ny maripanan'ny tete-drano ary tsy maintsy mifandray amina [[:fr:Noyau_glacigène|vaonina invainginana]]. Raha tsy mahita io vaonina ivainginana io izy dia mijanona ho ranoka ary mijanona toy io foana raha mahery ny -39°C ny maripana, io zavatra io dia afahany mihakatra any an-tapon-d[[rahona]].
 
Rehefa mivaingana any ambonin'ny [[trôpôsfera]] (eo ambonin'ny soson-drivotran'ny tany) manan-kafanana latsaky ny -10°C ny [[tete-drano]], dia lasa vaonina ivainginana izy. Amin'ilay tsindrin'ny entona fiampohan'ny ranomandry latsaky ny an'ny rano ao ambanin'ny 0°C, ny enton-drano ao anatin'ilay rivotra miakatra izany dia mora midanizina kokoa eo amin'ny vaonina ranomandry noho ny eo amin'ny rano. Ny havandra izany dia miitatra haingankaingana kokoa noho ny [[tete-drano]] ao anaty [[soson-drivotra]] mando tahaka ny rahon'[[orambe]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[oranaRano]]
* [[rahonaRivotra]]
* [[Rivotra mitsoka]]
* [[Rivodoza]]
* [[Tselatra]]
* [[Varatra]]
* [[Zavona]]
* [[Erika]]
* [[Ranomandry]]
* [[Havandra]]
* [[Tadio]]
* [[Rambondanitra]]
* [[Oram-baratra]]
* [[Rahona]]
* [[Oram-panala]]
* [[Ando]]
 
* [[orambe]]
* [[rahona]]
 
=== Rohy ivelany ===