Rano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Ny fiodinan'ny rano : Sokajy:Simia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LightningVolt Deep Blue Sea.jpg|thumb|Rano]] Ny '''rano''' dia akora iankinan'ny aina eto an-tany. Amin'ny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy. Fa hita amin'ny endrika mientona sy mivaingana koa izy eo amin'ny tontolo voajanahary.
 
== Aiza no ahitana rano ==
Andalana faha-61:
Kanefa mila fitandremana betsaka ny rano sotroina satria mety mitondra mikiraoba isan-karazany ahiana hahatonga aretina. Anisan'ny aretina mety ho azo amin'ny fisotroana rano maloto ny kolera, ny bilarziozy, ny tefoedra sns. Tsara raha ampangotrahina ny rano vao sotroina, na farafaharatsiny ampiana fanafody tahaka ny Sur'Eau.
 
== Ny fiodinantsingerin' ny rano ==
 
[[Sary:Watercycle-french.jpg|thumb|290x290px]]
 
== Jereo koa ==
 
* [[Rano]]
* [[Rivotra]]
* [[Rivotra mitsoka]]
* Rivodoza
* [[Tselatra]]
* [[Varatra]]
* [[Zavona]]
* [[Erika]]
* [[Ranomandry]]
* [[Havandra]]
* [[Tadio]]
* [[Rambondanitra]]
* [[Oram-baratra]]
* [[Rahona]]
* [[Oram-panala]]
* [[Ando]]
 
[[Sokajy:Simia]]