Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k wikidata interwiki
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Medieval writing desk.jpg|200px258x258px|ankavanana|thumb|Mpandika tamin'ny taona afovoany]]
 
Ny '''soratra''' dia fomba fametrahana an-tsary ny volanfeon' ny fiteny iray, amin' ny alalan' ny endri-tsoratra soratana na natao sary (eo amina taratasy, ohatra), hahafahana mifanakalo fampahalalana haingana kokoa ary tsy mila feo.
 
Manasaraka ny Fotoana Nialohan'ny Tantara sy ny Tantara ny taona namoronana ny soratra.
 
Ny endri-tsoratra voalohany indrindra fantatra amin'izao tontolo izao dia endri-tsoratra hieroglifika hita tany [[Abydos]] (400 km miala ao Le Caire) eo amina vilany tany hita tanaty fasam-panjaka taloha. tamin'ny taona -3400 ireo soratra ireo no nosoratana. Taona maromaro taty aoriana, mipoitamipoitra ny [[Soratra miendri-pantsika|soratra miendrika fantsika]] <ref>''cunéiforme''</ref> an' ny [[Fanjakambe Somera|Someriana]], tamin'ny taona -3300 teo ho eo.
 
== Fitaovana itahirizana fampahalalana ==
Andalana faha-32:
[[Sary:BoutsDeBaton.jpg|ankavia|200px|right|thumb|Kalama anoratana eo amin'ilay taniditra]]
 
Efa mahery ny dimy arivo taona izay ny soratra no ampiasain'ny olomeblona, samihafa avokoa ny endriny araka ny toerana nipoirany, ireo haifomba izay mahay mamboly efa hatry ny ela ary izay efa mipetraka anaty taràna no nanomboka namorona ny soratra : tany [[Ejipta fahinytamin'ny Andro Taloha|Ejipta]] nanomboka tamin'ny -3400, tany [[Mesôpôtamia|Mezôpôtamia]] tamin'ny [[-3300]], tany [[Kipra]] tamin'ny [[-2200]], tany [[Krity]] tamin'ny [[-1900]], tany [[Sina]] tamin'ny [[-1400]] ary tany [[Amerika Afovoany]] tamin'ny [[-900]]. Ireo soratra ireo no loharanon'ny endri-tsoratra rehetra izay fantatra ary ampiasaina amin'izao fotoana izao.
 
[[Sary:Écrire.jpg|ankavanana|200px|right|thumb|Fanoratana eo amina taratasy]]