Fanahin' ny vatana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fanahin'ny vatana''' izay atao amin' ny teny mahazatra hoe '''''fanahy''''' ihany koa dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] ([[olombelona]], [[biby]], [[zavamaniry]]) sy mahatonga azy hanana saina. Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' ny sivilizasiona araka ny hita amin' ny fiheverana ara-[[Fivavahana|pivavahana]], ara-[[Filôzôfia|pilozofia]], ara-[[psikolojia]], na araka ny [[Fahalalam-bahoaka|fahalalana]] sy ny [[angano]]<nowiki/>m-bahoaka.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Tsy feteza-maty]]
* [[Fivavahana amin'ny razana|Fivavahana amin' ny razana]]
* [[Animisma]]