Milenarisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-21:
 
==== Premilenarisma ====
Ny [[premilenarisma]] no be mpanaraka amin'izy roa ireo ka ahitana indrindra ny [[Evanjelisma|Fiangonana evanjelijka]], ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito|Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] ary ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Olomasin'ny Andro Farany]]. Ny premileranista dia mampianatra sady mino fa ny fiavian'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] fanindroany eto an-tany dia hitranga alohan'izany arivo taona izany.
 
==== Postmilenarisma ====
Ny [[postmilenarisma]] dia fampianarana sy finoana ny fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany eto an-tany aorian'ny arivo taona.
 
== Ny milenarisma ao amin'ny finoana silamo ==