Arivo taona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny [[Arivo taona (kristianisma)|'''arivo''' '''taona''']] na [[Arivo taona (kristianisma)|'''fanjakana''' '''arivo''' '''taona''']] dia ilazana ny faharetan'ny fanjakan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] eto an-tany aorian'ny niakarany any an-danitra araka ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Izany fanjakana arivo taona izany dia resahina ao amin'ny toko faha-20 ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Bokin'ny Apokalipsy]]. Samy manana ny fivosany izany arivo taona izany ny mpanao heviteny sy ny antokom-pinoana kristiana tsirairay ka ao ireo mandray izany ara-bakiteny<small>,</small> izay atao hoe [[Milenarisma|milenarista]]<small>,</small> ary ao koa ireo mandray izany amin'ny heviny am-panoharana<small>,</small> izay atao hoe [[amilenarista]].
 
== Lahatsotratra ahitana ny "arivo taona" ==
 
==== Lahatsoratra apokrifa ====
Ny firesahana ny amin'ny arivo taona hanjakan'ny [[Mesia]] dia hita ao amin'ny soratra apokrifa sasany toy ny [[Salamon'i Salomona|Salamon'i Solomona]], ny [[Bokin'i Henoka]], ny [[Apokalipsy siriakan'i Baroka|Apokalipsin'i Baroka]] ary ny [[Bokin'ny Jobily]].
 
==== Lahatsoratra kanonika ====
Inty ireo andalana ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] miresaka ny amin'ny arivo taona hanjakan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] eto an-tany: