Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|359x359px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
 
Ny [['''fiteny grika taloha]]''' dia fiteny notenenina tany [[Grisia]] tamin' ny [[Andro Taloha]] nanomboka tamin' ny 800 tal. J.K. hatramin' ny taona 400 tal. J.K.. Any Eorôpa, ny fiteny grika miaraka amin' ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra ho an' ny [[Fiteny ao Eorôpa|mpiteny eorôpeana]] ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny [[fiteny latina]] sy ireo fiteny avy amin' ny fiteny latina ([[fiteny frantsay]], [[fiteny anglisy]], [[fiteny espaniôla]], [[fiteny italiana]]).
 
Betsaka ireo firokin' ny fiteny grika taloha, izany hoe ny endika isam-paritra isehoan' io fiteny io, fa heverin' ny mpahay siansa rehetra fa ny [[fiteny atikianina]] no madio indrindra amin' ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana morontsiraka amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany [[Azia]] i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny [[Empira Rômana|Fanjankambe Rômana]] dia nianatra fiteny grika taloha ny Rômana ao amin' io fanjakambe io, ohatr' ireo mpianatra mianatra [[fiteny anglisy]] ankehitriny.
Andalana faha-24:
{{...}}
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny grika kôine]]
* [[Fiteny grika ankehitriny]]
{{vangovango}}