Mpaminanin' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
=== Ny mpaminany "mpanoratra" ===
Anarana anondroana ny fizaràna faharoa ao amin' ny Baiboly jiosy amin'ny teny hebreo (na [[Tanakh]]) ny hoe ''Nebhi'im'' na ''[[Nevi'im]]''. Ny boky nosoratan' ny mpaminany lazaina araka ny lovantsofina jiosy fa nanoratra no avondrona amin' io anarana hoe ''Nevi'im'' io. Ireo mpaminany nanoratra ireo dia sokajina ho mpaminany taloha (hebreo: נביאים ראשונים / ''Nevi'im Rishonim'') sy mpapinany taoriana (hebreo: נביאים אחרונים / ''Nevi'im Aharonim'').
 
I [[Mosesy]] na Môizy, izay lazaina fa lehibe indrindra, dia ataon' ny [[lovantsofina]] jiosy fa nanoratra ny ''[[Torah]]'' (ny boky dimy voalohany ao amin' ny [[Baiboly]]), nefa tsy isaina ao amin' io atao hoe ''Nevi'im'' io. Matetika ireo mpaminany ireo dia tsy mankasitraka ny fahefana ara-pôlitika fa mitsikera na manohitra azy.