Kroazada fahenina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kroazada
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''kroazada fahenina''', izay nanomboka tamin' ny taona 1228sy1228 sy niafara tamin' ny taona 1229 dia nokarakarain' ny [[Empira Jermanika Masina|emperora rômana jermanika]] Friedrich II ([[frantsay]]: ''Frédéric II'') mba hamerenana indray ireo tanin' ny Fanjakan' i Jerosalema izay votsotra hatramin' ny fakan-tany nataon' i [[Saladin]] sy ny renivohiny. Fahombiazana tsy maharitra no azon' izany kroazada izany, nefa tratran' ilay emperora naongana tsy ho isan' ny fiangonana ny tanjony rehetra tamin' ny alalan' ny [[Diplaomasia|diplômasia]] fa tsy tamin' ny alalan' ny ady. Nanafintohina ny tontolo kristiana izany fomban' ny emperora izany.
 
== Antsipiriany ==
Ny kroazada fahenina dia notarihin’notarihin' ny emperora FredericFriedrich II izay, hatramin’hatramin' ny taona 1215, nivoady ny hitarika ny fanafihan’fanafihan' ny kroazada. Nohavaoziny teo anatrehan’ ny [[papa]] izany fampanantenany izany tamin’tamin' ny taona 1220 nefa, antony ara-pôlitika anatiny dia nihemotra ny fiaingany. Tsy nisy vokany ny fandrahonana fanonganana nataon’ ny papa [[Gregôrio IX]] (Gregoara IX). Tezitra noho izany fahatarana izany ny papa ka nanatanteraka ny fanonganany ny emperora tamin’tamin' ny taona 1227.
 
Niainga an-tsambo nankany amin’amin' ny [[Tany Masina]] tamin’tamin' ny volana Jona 1228 ka nanatona ny ampahany be amin’amin' ny tafika nalefany tany Saint-Jean d’Acre izy. Nanao izay hahazoany an’ i Jerosalema izy tamin’ ny nanaovany fifampiraharahana tamin’tamin' ny [[Soltana|soltàna]] ejipsiana Al-Kamil. Izany fifampiraharahana izany dia niteraka fifanaraham-pandriam-pahalemana izay nosoniavina tao Jaffa tamin’tamin' ny taona 1229, izay nahatonga ny Ejipsiana namerina an’ian' i [[Betlehema]] sy i [[Nazareta]] sy i Silon ary i [[Jerosalema]] tamin’tamin' ny Kristiana sady namela malalaka ny lalana mankany amin’amin' ireo tanàna masina. Izany fifanarahana izany, izay nohajaina nandritra ny folo taona, dia tsy nankasitrahan’nankasitrahan' ny fiangonana kristiana manontolo izay tsy mampitovy ny kroazada amin’amin' ny fifampiraharahana ara-diplômasia.
 
Ny fahombiazana ara-diplômasia azon’azon' i Frédéric II dia nohamafisin’nohamafisin' ny kroazada nampanaovin’nampanaovin' i Gregôrio IX nanomboka tamin’tamin' ny taona 1237. Izany kroazadan’kroazadan' ny mpanan-karena izany (“Croisade[[Fiteny frantsay|frantsay]]: "Croisade des barons”barons") dia nahafahana namerina amin’amin' ny Kristiana ny ampahany be amin’amin' ny Fanjakan' i Jerosalema (1239-1241) tamin’tamin' ny alalan’alalan' ny fifampiraharahana.
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-14:
* [[Kroazada fahatelo]]
* [[Kroazada fahefatra]]
* [[Kroazada fahadimy]]
* [[Kroazada fahenina]]
* [[Kroazada fahafito]]