Akondro (maniry): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Colbanana01.jpg|vignette|263x263px]]
Ny '''akondro''' dia [[zavamaniry]] be ravina, maitso lalandava mitovy haavo amin’ ny hazo, mitahiry rano betsaka sady fihinam-boa, nefa tsy hazo. Zavamaniry avy any [[Azia Atsimo]] Atsinanana ny akondro, nefa vokarina manernamanerana ny faritra mafana sy mando izy ankehitriny, izay volena mba hahazoana ny voany, ny tsiratsiraka amin’ ny vatany, na ny raviny. ''Musa'' no anarana ara-tsiansan’ ny akondro.
 
== Toerana ahafahan' ny akondro maniry ==