Tartarôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ao amin' ny [[fedrà]] grika dia '''Tartarosy''' no iantsoana ny toerana misy varavaram-by sy tolam-baravarana alimo, izay anonerana ny hadisoana sady ahitana ny fampijaliana rehetra. Ao no ametrahana ireo mpanao heloka bevava. Atao hoe Τάρταρος / ''Tártaros'' io toerana io amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]], izay anaran' ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] iray manjaka ao amin' io toerana io amin' ny fedrà sy ny finoana grika taloha.
 
== Jereo koa ==
 
* [[SeolaSeôla]] na [[Seoly]]Seôly
* [[Hadesy]]
* [[Fiainan-tsy hita]]