Dobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''dibo''' dia rano mihandrona voajanahary na voatr' olombelona toy ny [[farihy]] nefa kely kokoa sy marivo kokoa. Atao hoe '''kamory''' ny dobo voajanahary.
 
== FamaritanaTeny malagasy ==
=== Famaritana ===
Ny dobo dia "lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitan-tanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Dobo" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
 
Ny kamory kosa dia "rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Kamory" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>. Azo faritana ho "velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory" koa ny kamory<ref><small>Service de la Logistique Pédagogique, "Kamory" ao amin' ny ''Voambolana malagasy-malagasy (frantsay),'' Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.1986.</small></ref>.
 
=== Teny mitovitovy hevitra ===
 
* ''Heniheny'': "Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
* ''Hetrina'': "Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Hetrina" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==
Ligne 13 ⟶ 19 :
* [[Renirano]]
* [[Sakelidrano]]
*[[Heniheny]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==