Dobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Korian-drano
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''kamory''' dia rano voajanahary mihandrona anaty lavaka mivelatra toy ny [[farihy]] nefa kely kokoa sy marivo kokoa noho ny farihy.
 
== Famaritana ==
Ny kamory dia "rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Kamory" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>. Azo faritana ho "velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory" koa ny kamory<ref><small>Service de la Logistique Pédagogique, "Kamory" ao amin' ny ''Voambolana malagasy-malagasy (frantsay),'' Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.1986.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Farihy]]
* [[Ony]]
* [[Renirano]]
* [[Dobo]]
* [[Sakelidrano]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==