Eseniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Niparitaka ny Eseniana taorian'ny fandravan'i Tito ny [[Tempolin'i Jerosalema]] tamin'ny taona 70 taor. J.K. Mety niisa 4 000 izy ireo tao Palestina sy Egipta ary Siria. Ny fikambanana lehibe indrindra, izay nisy maromaro, dia nonina teny amoron'ny [[Ranomasina Maty]]. Mahaleo tena ny fikambanana tsirairay izay mivelona amin'ny fambolena sy ny asan-tanana<ref name=":0"><small>"Esséniens", ''Microsoft Encarta 2009''. 1993-2008 Microsoft Corporation</small></ref>.
 
ManandrantraManandratra avo ny fitiavana an' Andriamanitra sy ny fitiavana ny hatsaram-panahy ary ny fitiava-namana ny fampianaran'ny Eseniana. Miombom-pananana izy ireo. Mitandrina ny [[Sabata (jiosy)|Sabata]] sy ny fahadiovana ara-pivavavahana izy ireo ka mandro amin'ny rano mangatsiaka sy mitondra fitafiana fotsy. Tsy mianiana izy ireo afa-tsy alohan'ny hiditra ho mpikambana. Fadîny ny manao sorona biby sy manamboatra fitaovam-piadiana ary ny manao raharaham-barotra<ref name=":0" />.
 
== Ny anarana hoe ''Eseniana'' ==