Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-35:
 
=== Ny fampianarana ny lalàna ===
Ny antokon' ny Sadoseo dia antokon' olona avy amin' ny saranga ambony, izay tsy manaiky afa-tsy ny [[Torah|Tôrah]], ka mandà ny fivoasana sy ny fanitarana ny lalàna ataon' ireo [[mpanoradalàna]]. Mitsipaka ny fivoasan' ny Fariseo ny Tôrah, indrindra ny [[Talmoda]] naterak' izany, ny Sadoseo. Izao no amintinan' i [[Flavio Josefa|Flavio Jôsefa]] an' izany: "Ny Fariseo dia nampita tamin' ny vahoaka fitsipika sasantsasany azony avy tamin' ireo razambeny, tsy voasoratra tao amin' ny lalàn' i Mosesy, izay nolavin' ny Sadoseo noho izany izay nihevitra fa ny fitsipika voasoratra ao ihany no tokony horaisina ho manankery, ary tsy voatery hotandremana ireo fitsipika azo avy amin' ny lovantsofin' ny razana."<ref><small>Nadika avy amin'ny teny frantsay: ''Antiquités judaïques'', XIII-297.</small></ref> Tsy midika izany fa mpandray ara-bakiteny izay voasoratra ny Sadoseo. Nanao fivoasana am-bava ny Sadoseo nefa nitsipaka ny [[lovantsofina]] ivelan' ny Tôrah, indrindra ny fivoasana ataon' ireo antoko hafa<ref><small>E. P. Sanders, ''Judaism. Practice and Belief.'', Trinity Press International, 1996.</small></ref>.
 
Tsy midika izany fa mpandray ara-bakiteny izay voasoratra ny Sadoseo. Nanao fivoasana am-bava ny Sadoseo nefa nitsipaka ny [[lovantsofina]] ivelan' ny Tôrah, indrindra ny fivoasana ataon' ireo antoko hafa<ref><small>E. P. Sanders, ''Judaism. Practice and Belief.'', Trinity Press International, 1996.</small></ref>.
==== Ny any ambadik' izao fiainana hita maso izao ====
 
Miavaka amin' ny Fariseo ny Sadoseo noho izy ireo tsy mino ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan-ko velona]]. Ny Sadoseo dia tsy mino ny [[Tsy feteza-maty|tsy feteza-mati]]<nowiki/>n' ny [[Fanahin'ny vatana|fanahin']] olombelona sady mandà ny fisian' ny [[anjely]].
==== Ny any ambadik' izao fiainana hita maso izao ====
Miavaka amin' ny Fariseo ny Sadoseo noho izy ireo tsy mino ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan-ko velona]]. Ny Sadoseo dia tsy mino ny [[Tsy feteza-maty|tsy feteza-mati]]<nowiki/>n' ny [[Fanahin'ny vatana|fanahin']] olombelona sady mandà ny fisian' ny [[anjely]]. (hebreo: מלאך אלהים / ''mal'āk̠ 'ĕlōhîm''; "mpitondra hafatr' Andriamanitra"; na מלאך יהוה / ''mal'āk̠ YHWH'' "mpitondra hafatr' i [[IHVH]]")
 
Araka ny fampianaran' ny [[jodaisma]] mahazatra dia mankany amin' ny fanjakan' ny maty, any amin' ny [[Seola|Sheol]] ("fiainan-tsy hita", ao amin' ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly malagasy prôtestanta]]) ny olona maty, ary mitoetra ao tahaka ny aloka. Ny [[Bokin'i Joba|Bokin' i Jôba]] dia ahitana izao soratra izao: