Fivahiniana masina (silamo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andrin' ny fionana silamo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Supplicating Pilgrim at Masjid Al Haram. Mecca, Saudi Arabia.jpg|vignette|337x337px]]
Ny '''fivahiniana masina''', izay atao amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe حَجّ / ''Hadj'' dia [[Andry dimin'ny finoana silamo|andry]] fahadimy ao amin’ ny [[finoana silamo]]. Ny ''Hadj'' no manan-danja indrindra amin’ ireo [[fivahiniana masina]] roa mankany [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]].
 
Ny lehilahy sy ny vehivavy miozolmana salama tsara rehetra dia tokony hanao fivahiniana masina indray mandeha amin’ ny fotoana ahavelomany, raha tahiny ka ampy ny hoenti-manana ara-bola hiatrehana izany.