Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Antakya view 3.jpg|vignette|342x342px|I Antiôkia (na Antakya) ankehitriny]]
I '''Antiôka''' na '''Antiôka''' dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron' ny renirano Ôrônta akaikin' ny tanànan' i Antakya ao [[Torkia]]. Tamin' ny andron' ny [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] sy taoriany dia lasa ivon-toeran' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan' i [[Palestina]] ilay tanàna. Ao no niaingan' ny fitondrana landy. Nanomboka tamin' ny taonjato faha-6 dia maro ireo firenena nifandimby namabo an' i Antiokia:
 
* babon' ny [[Persia|Persiana]] izy tamin' ny taona 540 taor. J.K.;
* azon' ny [[Arabo (olona)|Arabo]] tamin' ny taona 636;
* tamin' ny taona 969 dia ny [[Empira Bizantina|Bizantina]] no nanjaka taminy;
* ny [[Seljokida|Torka Seljokida]] no nandimby an' ireo tamin' ny taona 1084;