Eritrea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Location Eritrea AU Africa.svg|vignette]]
[[Sary:Eritrea - Location Map (2013) - ERI - UNOCHA.svg|vignette]]
I '''Eritrea''' dia firenena ao [[Afrika Atsinanana]]. I Asmara no renivohiny. Ao amin' ny sisin' ny faritry ny [[Tandrok'i Afrika|Tandrok' i Afrika]] i Eritrea. Firenena mpifanolo-bodirindrina aminy ao atsimo i [[Jibotỳ|Jiboty]], ao andrefana i [[Etiôpia]] ary ao avaratra i Sodàna. I [[Italia]] sy i [[Britaina Lehibe]] ary i Etiôpia no nifandrimby nanjanaka an' i Eritrea nandritra ny taonjato faha-20. Tamin' ny taona 1993 no nahazoany ny fahaleovan-tena taorian' ny tolom-panafahana izay naharitra 35 taona.
I '''Eritrea''' dia firenena ao amin'ny [[faritra atsinanan'i Afrika]]. I Asmara no renivohiny.
 
Atao hoe ''Érythrée'' i Eritrea amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]], ''Eritrea'' amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]], ''Irītrīyā'' amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] ary ''Értra'' amin' ny [[Fiteny tigrinia|teny tigrinia]].
 
Manana venaran-tany mirefy 117,600 km<sup>2</sup> i Eritrea sady misy mponina miisa 6 081 000 tamin' ny taona 2020.
 
== Jereo koa ==