Renin' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Kazan moscow.jpg|vignette]]
Ny anaram-boninahitra hoe '''''[[Renin'Andriamanitra]]''''' dia anarana omen'ny [[Katolisisma|KatolikaKatôlika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|OrtodoksaÔrtôdôksa]] an' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin' i [[Jesosy|Jesoa]]. Izany anarana izany dia notapahin' ny [[konsily tao Efeso]] (na Efesosy na Efezy) tamin' ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voalohany tamin' ny taona 325. Amin' ny [[Fiteny grika taloha|fiteny grika]] dia ny hoe Θεοτόκος / ''Theotokos'' ("niteraka an' Andriamanitra") no dikan' io teny io. Noho i Maria niteraka an' i Jesoa (na Jesosy) izay inoan' izy ireo fa sady olona no [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] no mahatonga izany. Raha sady olona tokoa no Andriamanitra tokoa i Jesoa dia sady niteraka olona tokoa no niteraka Andriamanitra tokoa i Maria niteraka azy, hoy ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa.
 
== Ny kônsily tao Kalkedôna ==
Noho i Maria niteraka an'i Jesoa (na Jesosy) izay inoan'izy ireo fa sady olona no [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] no mahatonga izany. Raha sady olona tokoa no Andriamanitra tokoa i Jesoa dia sady niteraka olona tokoa no niteraka Andriamanitra tokoa i Maria niteraka azy, hoy ny Katolika.
Ny [[Kônsily tao Kalkedôna]] na Kônsily tao Kalsedoana dia [[kônsily ekiomenika]] fahaefatra teo amin' ny tantaran' ny Fiangonana kristiana izay natao tao [[Kalkedona]] na Kalsedoana tamin' ny taona 430. Tamin' ity kônsily ity no nanambaràna ny fananan' i [[Jesoa]] natiora roa, dia natioran' Andriamanitra sy natioran' olombelona. Ny emperora Teôdôsio II no nampanao io kônsily io. Nivoaka tamin' izany ny [[Fiekem-pinoan'i Kalkedona|Fanekem-pinoanan'i Kalkedôna]] izay namaritra ny fiombonan' ny natiora roan' i Kristy sady nanamafy koa ny maha Renin' Andriamanitra an' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]].
 
== Ny fampianaran' ny fiangonana hafa ==
Tsy manaiky ny anaovana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]. Ekeny ny maha renin'ilay olona atao hoe Jesosy an'i Maria fa toheriny ny maha renin'ilay Andriamanitra, izay tsy iza fa i Jesosy ihany, an' Maria.
Tsy mitovy ny fandraisan' ny Prôtestanta io anaram-boninahitra hoe "Renin' Andriamaitra" io.
 
Ny Loterana dia nihazona ny anaram-boninahitra hoe "Renin' Andriamanitra" (alemàna: ''Mutter Gottes'' na ''Gottesmutter''), izay efa neken' i [[Martin Lotera]] sady ambara mazava ao amin' ny Fôrmiolan' ny Kônkôrda (1577), izay eken' ny Lutheran World Federation.
Ny antokom-pivavahana tsy mino ny [[Trinite]] dia mitovy hevitra amin'ny Protestanta nefa ny azy indray dia mazava kokoa satria tsipahiny tanteraka ny fampianarana manao an'i Jesosy na Jesoa ho Andriamanitra. Isan'ireo fivavahana ireo ny [[Vavolombelon'i Jehovah]].
 
Tsy manaiky ny anaovana an'i Maria ho Renin' Andriamanitra ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]Kalvinista. Ekeny ny maha renin' ilay olona atao hoe JesosyJesosa an' i Maria fa toheriny ny maha renin' ilay Andriamanitra, izayan' tsyi izaMaria. faI iJean JesosyCalvin ihany,dia mitsipaka ny fiantsoana an' i Maria hoe "Renin' Andriamanitra".
 
Ny fampianaran' ny antokom-pivavahana tsy mino ny [[Trinite]] dia mitovy hevitra amin'ny Protestanta nefa ny azy indray dia mazava kokoa satria tsipahiny tanteraka ny fampianarana manao an' i Jesosy na Jesoa ho Andriamanitra. Isan' ireo fivavahana ireo ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon' i Jehovah]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[MariolojiaMariôlôjia]]
*[[Fampiakarana an'i Maria]]
 
* [[Trinite]]
*[[Nestorianisma|Nestôrianisma]]