Fiteny soedoà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Distribution-sv.png|250px|ankavanana|thumb|Ny fiparitahan'ny olona miteny soedoa]]
Ny '''fiteny soedoasoedoà''' (amin' ny teny soedoà: ''svenska {{hiaino|Sv-svenska.ogg}}'') dia [[fiteny jermanika]] tenenina any avaratr' i [[Eoropa|Eorôpa]]. Ny isan' ny olona miteny io fiteny io dia folo tapitrisa ; ny ankabeazan' ny mpiteny soedoasoedoà dia any [[Soeda]] ary misy fikambananafianakaviam-be vitsivitsy any [[Finlandy]], ireo firenena ireo mampiasa ny fiteny soedoasoedoà ho teny ofisialyôfisialy.
 
Ny fiteny soedoasoedoà dia fiteny mitovitovy endrika amin' ny [[fiteny norvejiananôrveziana]] sy ny [[fiteny Danoadanoà]], ary mety mifankahazo ny olona miteny iraika amin' ireo teny telo ireo. Ny anton' ny fifankahazoana eo amin' ny mpiteny soedoa, danoasoedoà sy norvejianadanoà ary nôrveziana dia zareonoho ire pfiteny ireo samy avy amin'ny [[fiteny norsanôrsa taloha]], fiteny tenenin' ny foko[[vahoaka jermanika]] tany [[Skandinavia]] nandritry ny fitaonaandron' ny [[Viking]].
 
Ny fiteny soedoasoedoà tsotra, tenenin' ny ankabeazan' ny olom-pirenena soedoasoedoà, dia tenim-pirenena avy amin' ny fitenyendrika soedoamaromaron' ny fiteny maromarosoedoà notenenina teotao amin' ny [[faritra]] afovoany tamin' ny taonjato faha -19 hatramin' ny fanombohan' ny taonjato faha roapolo-20. Ny fiteny soedoasoedoà soratana dia iray ihany, fa ny fiteny soedoasoedoà tenenina dia arakaraky ny [[faritra]] isiana. Ny endrilky ny fiteny soedoà sasantsasany dia mety samihafa be amin' ny fiteny soedoasoedoà tsotra na amin' ny lafin' ny fitsipi-pitenenana na amin' ny lafin' ny voambolana ampiasaina, ary mety tsy mifanitsy amin' ny fiteny soedoasoedoà tsotra izy. Ireo fiteny sarotra azo ireo dia voafetra amina velaranafaritra nyany ambanivohitra ary vitsivitsy ihany ny isan' ny olona miteny azy. Ankehitriny ny ankabeazan' ny fitenim-paritra dia mitady ho very faka ampazotonamporisihin' ny governemanta sy ny fahefana ny soedoasoedoà hitenyhitenenana ny fitenim-paritra.
 
Ny rafitry ny fehezanteny dia Mpanao-Matoanteny-Fameno, fa mety ovaovaina izy arakaraky ny teny ampiasaina sy ny fehezanteny ; mitovitovy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] ny endriky ny fiteny soedoasoedoà, fa betsabetsaka kokoa nohon'noho ny teny anglisy ny fiovan' ny teny. Misy karazan-teny roa, tsy misy fiovana ara-pitsipi-pitenenana, misy fiovan-teny arak' isa (nombre). Betsaka ny isan' ny [[zanapeo]] amin' ny fiteny soedoasoedoà ary mifanakaikymatetika izy matetikaireo mifanakaiky.
 
== Ny filaharan'ny fiteny soedoa ==
 
== Tantara ==
Tamin' ny taonjato faha sivy-9, ny fiteny norsanôrsa taloha dia lasa nipoiran' ny fiteny norsanôrsa andrefana ([[Islandy]], Norvezy[[Nôrvezy]]) sy atsinanana ([[Soeda]], [[Danmarka|Danemarka]]). Tamin' ny taonjato faha roa ambin'ny folo-12, niova ho lasa samihafa ny fiteny norsanôrsa notenenina any DanmarkaDanemarka sy any Soeda, ny anaran' ny tenyfiteny tenenina amin' ireo [[faritra]] ireo dia fiteny danoadanoà taloha arysy fiteny soedoasoedoà taloha. Ny fiteny norsanôrsa rehetra isan-karazany dia voaanjadin' ny fiteny jermana ambany nandritry ny taonjato faha -13 hatramin' ny taonjato faha -16.
 
=== Ny fiteny norsa taloha ===
Tamin' ny tapnjatotaonjato fahavalofaha-8, ny fiteny jermanika niraisana tao [[Skandinavia]], nyatao hoe fiteny Protoprôtô-Norsanôrsa, dia niova endrika ho lasa fiteny norsanôrsa taloha. Io fiteny vaovao mbola teny iraisan' ny mponina skandinaviana, io dia mbola niova toetra fa tsy manerana ny Skandinavia, ny vokatr' io fiovana an-toerana io dia mampipoitra fiteny roa mifanakaiky : ny fiteny norsanôrsa taloha andrefana (tenenina any NorvezyNôrvezy sy any Islandy) ary ny fiteny norsanôrsa taloha atsinanana (tenenina any Soeda sy any DanmarkaDanemarka).
 
=== Ny fiteny soedoa taloha ===