Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Ny anarana hoe ''aostrônezia,'' izay avy amin' ny [[teny latina]] hoe ''auster'' (midika hoe "rivotra atsimo") sy ny [[teny grika]] hoe ''νῆσος / nêsos'' (izay midika hoe "nosy") dia midika ara-bakiteny hoe "nosin' ny rivotra atsimo".
 
Miisa roa ny zana-tsokajin' ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana|fiteny fôrmôzana]], izay tenenina ao [[Taioàna]],sady misampana efatra, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin' ny toerana hafa ankoatr' i Taioàna. Ny nipoiran' ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin' ny tendrony atsimo atsinanan' i [[Sina]] na Fôrmôzy (na Taioàna) izay mbola ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan' ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron' ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolonkoditra.
 
Raha jerena ny toetr' ireo fiteny ireo dia hita fa toetra roa no iavahany amin' ny fianakaviam-piteny hafa, dia ny fampisampanan-teny sy fanakambanan-teny ao aminy:
Andalana faha-16:
== Ny fiteny fôrmôzana ==
Ny [[fiteny fôrmôzana]] dia tenenin' ny mponina tranainy ao Taioàna, izay 2%n' ny mponina ao amin' io nosy io. Ntaolo kokoa ireo fiteny aostrôneziana tenenina ao Taioàna. Ny mponina hafa (ny Hàna) dia miteny [[fiteny sinoa]] ([[fiteny sinô-tibetàna]], ka ny ankabetsahany dia amin'ny [[fiteny mandarina]]) sy ny [[fiteny taioaney]] (tenim-paritry ny fiteny min-nana, fiteny sinoa tamin' ny [[Andro Antenantenany]]).
 
== Fiteny malaiô-pôlineziana ==
Ny fiteny malaiô-pôlineziana no sampana lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, fiteny ampiasaina hatrany andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mamakivaky an'i [[Azia Atsimo Atsinanana]], ka hatrany atsinanan' ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Tsy isan' izy ireo ny fitenin' ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]].
 
== Jereo koa ==