Totankamôna: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Totankamôna''' dia [[Faraôna|faraôn]]’i Ejipta tamin’ny taona 1333 hatramin’ny 1323 tal. J.K. nandritra ny Empira Vaovao. Teraka tamin’ny taona 1340 ary maty tamin’ny taona 1322 izy. Mety zanak’i [[Amenôfisy III]] sy rahalahy tsy iray reny tamin’i [[Akenatôna]] ilay nitondra ny anarana hoe ''Totankatôna'' ("sary
Nisy akony teo amin’ny fisainany ny fanabeazana azony tamin’i Ay mpitaiza azy sy ny traikefa azony tamin’ilay mpitari-tafika atao hoe Hôremheba, izay samy mpivavaka mahafatra-po tamin’ny [[andriamanitra]] [[Amôna-Ra]] (na [[Amôna-Re]]), ka novany ho Totankamôna ("sary velon’i Amôna") ny anarany sady naveriny indray ny fivavahana amin’andrimanitra maro ([[politeisma]]) izay nofoanan’ny faraôna teo alohany, ka nasongadiny indrindra ny fivavahana tamin’i [[Amôna (andriamanitra)|Amôna]]. Nandritra ny fanapahany dia nandry fahalemana i Ejipta, nafindrany tany [[
Tamin’ny taona 1323 tal. J.K., izany hoe sivy taona najakana izy, dia maty i Totankamôna, angamba nisy namono. Tsy nahatratra roapolo taona izy tamin’izay. Nalevina araka ny fomba fandevenana faraôna izy. Tsy nisy mpandova izy ka nanambady ny vady navelany i Ay sady nandimby azy teo amin’ny fitondrana mandritra ny efa-taona, alohan’ny hanapahan’i Hôremheba, ka izany no namarana ny dinastia faha-18.
|